Annee du cochon
Nampidirin'i ciscah | 6 Feb, 2007aaaaaaahhhhh! Feno sarin'cochon isankarazany sady mena ny ankamaroany. Efa mankaleo rah mena. En plus je n'aime pas trop la couleur rouge.
Les petards aussi j'en ai mar. Isakin'ny mpoaka le izy minetana foana ny foko. et ce n'est pas pret de s'arreter. Les fetes ne font que commencer.
Les cotes positives dia hoe lavalava ny vacance; on peut dormir a volonte. De promo daholo ny zavatra. Nefa sarotra iany mahita zavtra tena @ itiavan'tena azy satria la plupart des truck ici sont trop petit ou bizarre.
Aayaaah... zenme ban...hen mafan.
Sinon, ny namako snoa rehetra tsy avy eto @ty province ty de lasa niverina @ tananany daholo iz rehetra; donc personne a ki offrir les mandarine au pair. hihihi; je me les offre. hihihi....
Bonne Annee koa ho an'ze cochon rehetra. hihihi...
(tohiny)