ny sinoa
Nampidirin'i ciscah | 18 Des, 2006Mampihomehy iany fa tsy mahazatra andry 'zareo ny mahita "etranger" ary tene vitsy ny mahay miteny "anglais" na mpampianatray ara manao "mot a mot". fa zany oe miezaka msadapte sy miteny sinoa.
Ny tanana aloh de mahafinaritra, ny mponina mandreraka ndraidray (tsy mahazatra azy miaramiaina @ "etranger" ndrindra fa rah vao maheno oe "avy @ continent africain") Ny sakafo masiaka sakay be daholo. (tsisy tsirony le sakafo ony rah tsy misy sakay) Efa be produit chimique be daholo ny zavatra aty; ny voakazo aloha betsaka sy ngeza be fa tsy de misy tsirony satria produit chimeique no betsaka @ny.
fa marina alohahoe sarotra azo ny teny "anglais" tenenindr'zareo. hahaha.....
Fa mahafinaratra ahy @zreo dia mazoto mianatra be daholo. Ary zay miasa tena ataony tsara tokoa ny asany n`inona n`inona asa ataony.
(tohiny)