Ny fiarahamonina.
Nampidirin'i ciscah | 19 Des, 2006Aty tsy betsaka Afrikanina, indrindra eto amin`ny "campus" misy ahy. (2 iany) Fa tena sarotra ny miaramonina aminy.(le toetrandry zreo mitsy no mandreraka, mandrerako noho reo sinoa ara(indrindra fa 'lay lelahy)). Tsy hoe manambany izy fa misy "complexe" hafahafa zay sady tsy manaja n`iza n`iza mitsy.(ary sarotra tenenina; fa raha vao miteny anazy hoe tsy mety ny ataonao fa mba manaja olona laizaina fa manao dictature dray ny tena.) Sady miseho mlay be.
Vietnamien no betsaka miaramipetraka amiko (na le akizy vavy 'ray chambre amiko ko). Fa zareo mba azo iarahamonina na de tsy misy fantatra izay lazainy.(refa miteny vietnamien) Refa miaramisakafo no misy probleme kely satria zareo tia sakafo be sakay be nefa 'zaho tsy minana sakay na kely aza. Dia avy eo, ny akizy lahy mo akizy lahy iany n'ino n'inona tany iaviany tsy maintsy misy be korotana foana.(lakozia mo zany tsy misy azo raisina fa maloto be. soa iany fa misy mpanadio ny immeuble misy anay).
Reo etranger sasany mahafinaritra( mahalala miray hina na de tsy mitovy fiaviana).